Teny iditra mifanala (ala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay S'arracher réciproquement: Mifanala tsilo (S'arracher réciproquement des piquants) [1.3]
Ohatra Ary raha efa mby eny, dia hifanala balahazo (tolo-hondry) indray: ka izay mifanala amiko, dia mody resy ka mianjera. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanala
Ny lasa : nifanala
Ny hoavy : hifanala
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11