Teny iditra | mifankahazo (azo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mifankahazo io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |