Teny iditra mihamalemy (malemy (lemy))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   s'affaiblir [Rakotonaivo 1993]
Ohatra  
1Nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. [Profita: Ranary, takila 78]
2Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [Andraina: Mitaraina, takila 180]
3Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [Randzavola: Baiboly, takila 655]
Ny bikany  
mihamalemy
nihanalemy
nihamalemy
hihamalemy

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/29