Teny iditra mitavoka (tavoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikapokapoka (zavatra) mba hanalana ny vovoka aminy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   battre, comme de la laine pour faire un matela, frapper pour épousseter [Abinal 1888]
Endriteny  
mitavoka
nitavoka
hitavoka
mitavoha

Teny iditra mitavoka (tavoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay   accuser faussement et soudainement [Abinal 1888]
Endriteny  
mitavoka
nitavoka
hitavoka
mitavoha

2013/05/21