Teny iditra mitebiteby (tebiteby)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna
¶ Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be apprehensive, to tremble with foreboding [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se troubler, trembler d'inquiétude [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitebiteby
nitebiteby
hitebiteby
mitebitebe

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/23