Teny iditra mitory (tory)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to preach, to accuse [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prêcher; accuser [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Teny iditra mitory (tory)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitory
nitory
hitory
mitoria
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mitory (tory)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako
¶ Manambara, milaza: Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Teny iditra mitory (tory)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/23