Teny iditra Mpahary (ary)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   enti-milaza an'Andriamanitra izay nampisy, izany hoe nanao an'izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the Creator [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Créateur [Hallanger 1974]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/04