Teny iditra mpamaritra (faritra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsin [...]
¶ :
  1. mpamaritra milaza toetra [...]
    ¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny ma [...] matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   adjective [3.1]
Dikanteny frantsay   adjectif [3.1]
Voambolana  

Teny iditra mpamaritra (faritra)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   déterminant
¶ mpamaritra asa: opérateur. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana]
¶ mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme
¶ mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé
¶ mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2
¶ mpamaritra vaventy: déterminant principal [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/16