Teny iditra mpanadina (adina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona natokana hampanao fanadinana na hitsapa ny fahaizan' ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an examiner. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Examinateur, questionneur [Abinal 1888]

2013/09/08