Teny iditra mpanampy (ampy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [Rajemisa 1985]
   olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   auxiliaire [SLP: Voambolana]

Teny iditra mpanampy (ampy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   zanateny entina manamafy teny iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   auxiliaire [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   mpanampy mahay roa

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/11