Teny iditra mpanatitra (atitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Celui qui otfre. escorte [Abinal 1888]
Ohatra   Ary ny mpanatitra avy amy ny ravehivavy. [Callet: Tantara, takila 335]
Nampiantsoiny ny telo lahy, mpanatitra azy: - Ianareo no nanatitra ity taratasy ity? [Profita: Ranary, takila 108]

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/03