Teny iditra | mpiadokadoka (adokadoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Avonavona aseho amin'ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui est fier, affecté, guindé [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |