Teny iditra mpiambina (ambina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a guard. [Richardson 1885]
   a watchman [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   gardien [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/11