Teny iditra mpianakavy (anaka, avy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitambaran' ny ray, ny reny ary ny zanak [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a family. [Richardson 1885]
   a family; cf. fianakaviana [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ceux qui composent la famille [Rajemisa: Vakoka]
   famille, parenté [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/11