Teny iditra | mpiaotra (aotra) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [1.1] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpiaotra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |