Teny iditra rabaraba (raba)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Root of arabaraba, mirabaraba, mandrabaraba [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   raba

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry [Sakalava] [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan-kazo (Chaetocarpus rabaraba, Capuron) [3.1]
Anarana siantifika   Chaetocarpus rabaraba
Voambolana  
Habaka  
Calalogue of the Vascular Plants of Madagascar http://www.tropicos.org/Name/12804529?projectid=17
Xylothèque de Jean-Claude Cerre http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Rabaraba.htm

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a word used for a rat in the phrase tain-drabaraba [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   (vieux) rat [Abinal 1888]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/15