Teny iditra mirabaraba (rabaraba (raba))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao tsy ampiheverana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To spread on the ground, to spill [1.2]
 This word is used in Imerina in describing the running here and there of a person in search of something. See raparapa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Agir sans réflection, sans ordre [1.3]
Ohatra Io no Mirabaraba an-draharaha, fanao fahiny raha niandry olona lasa nisaika. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirabaraba
Ny lasa : nirabaraba
Ny hoavy : hirabaraba
Filaza mandidy : mirabarabà

Teny iditra mirabarabà (rabaraba (raba))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirabaraba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15