Teny iditra samboaravoara (samboara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsehana mahery mitambolimbolina, fitroarana toy ny hita amin' ny rano manonja noho ny herin' ny rivotra
¶ Fahatezerana lehibe. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra samboara

2009/04/24