Teny iditra sinetra (setra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy Voasetra, setraina, toherina: Nosinetran' ny miaramila tamin-kerimpo ny famelezan' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on a arrêté, affronté, méprisé [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra voasetra

2013/12/11