Teny iditra tafahoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana frantsay qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) [Abinal 1888]
Famaritana frantsay abusif [Rakotonaivo 1993]
Ohatra 
1Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: [Andraina: Mitaraina, takila 53]
2Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [Rajemisa: Fiteny 4, takila 90]

2017/04/21