Teny iditra tafalahatra (lahatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui s'est aligné, arrangé, disposé [Abinal 1888]
Ohatra ny fampitahoran'Andriamanitra tafalahatra hiady amiko. [Baiboly: 22:006:004/Joba 6:4..]

2015/03/27