Teny iditra tehenana (tehina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Iankinana, ohatra ny atao amin' ny tehina: Teheno ny soroky ny zokinao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be leaned on [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   sur quoi (qui) on s'appuie [Hallanger 1974]
Ny bikany  
tehenana
tehenako
tehenanao
tehenany
tehenantsika
tehenanay
tehenanareo
tehenan'
tehenan-
tehenam-
tehena-
notehenana
notehenako
notehenanao
notehenany
notehenantsika
notehenanay
notehenanareo
notehenan'
notehenan-
notehenam-
notehena-
hotehenana
hotehenako
hotehenanao
hotehenany
hotehenantsika
hotehenanay
hotehenanareo
hotehenan'
hotehenan-
hotehenam-
hotehena-
teheno

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/12