Teny iditra | tsinaika (tsaika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatsaika, tsaikaina, tsaikafina, fantenana: Ny voa efa notsinaika no ambolena matetika [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trié, dont on s'est approché doucement, qu’on a volé sans être vu [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatsaika | ||||||
Fivaditsoratra | atsikina, takisina, tsaikany, tsinaika |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/25 |