Teny iditra vilia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a plate, a dish; cf. lovia [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plat, assiette [Hallanger 1974]
Ohatra Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 160]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2012/04/24