Teny iditra voanjombazaha (voanjo, vazaha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy [ voajom-bazaha ] peanuts, earth-nuts [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay [ voajom-bazaha ] arachide, pistache [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] (de voanjo et vazaha : étranger). Arachis hypogaea L. (Fabaceae). Nom qu'on a donné à l'arachide lors de son introduction pour la distinguer du voanjo ancien. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Arachis hypogaea
Teny mitovy hevitra voanjo ~ voanjo katra
Ohatra Ny voanjombazaha feheniny. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 295]

2019/03/23