Teny iditra voavaky (vaky)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   fendu, cassé, rompu
¶ traversé
¶ lu, publié
¶ accusé, convaincu [Abinal 1888]
Ohatra  
1Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 324]
2Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [Andraina: Mitaraina, takila 199]
3Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [Andriamalala: Ranomasina, takila 31]
Fitovian-keviteny   vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/29