Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra. [Rajemisa 1985]
 tarimo na atoditariana [SLP 1986]
Famaritana anglisy a knot, a bow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay noeud [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Famaritana frantsay noeud, boucle; ganglion [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra voña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] anaran-kazo mamoa [Rakotosaona 1972]

2011/08/29