Teny iditra | ôksizenina > oksizena | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1] | ||
[ oksizenina ] Singa simika [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [ oksizenina ] Oxygène [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: oxygène. | ||
Tsipelina hafa | oksizenina | ||
Mpanahaka | O ~ Fisokajiana miherina | ||