Teny iditra | lohalambo | |
Singan-teny | loha ; lambo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cintre, plein-cintre, ogive, voûte, arcade, arceau [1.3] | |
Tovy hevitra | andohalambo | |
Teny iditra | Lohalambo | |
Singan-teny | loha ; lambo | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: temdrombohitra, saha | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Lohalambo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |