Teny iditra |
banty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaratsiana, fanamavoana, fanesoana [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
banty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny tsy fampiasa afa-tsy raha miaraka amin' ny Any: any banty,
arỳ banty arỳ: Any lavitra any, any andakira
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Land very far away [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Usité dans quelques locutions adverbiales de lieu [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
banty
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | A word used after playing the last domino [1.2]
|
| Play is over (used in dominoes) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jeu fermé, se dit au domino [1.3, 1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
banty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Angelivavy Kabatritra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A beetle, the female of the angely. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | La femelle du grillon [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
banty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Planks for flooring are made by cutting the banty trees in two horizontally and extracting the pith. These planks have various names which the French Dictionary gives, as:
bantim-bonotra,
bantim-pamotsy,
bantin-dimaka,
bantin-kindro,
bantin-konala,
bantin-ovajavavy,
bantin-tanavy,
bantin-tsarorana,
bantin-tsinda
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava, Tankarana]
Nom générique des matériaux végétaux utilisés pour la construction des maisons, notamment des cloisons, planchers, etc. [1.196]
|
Ohatra | Asio banty ny tranonao (Planchéiez votre case)
[1.37]
|
|
Teny iditra |
banty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A palm [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom du palmiste, espèce de palmier. [1.19]
|
| [Sakalava, Tankarana]
Nom donné plus spécialement à certains Palmiers [1.196]
|
Voambolana |
|