Teny iditra | falano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Karazana saka [1.78] | |
Karazan-tsaka avy any Kafra (Afrika) [1.1] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Teny iditra | falano (falana) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana falanana | |
Fivaditsoratra | falano, fanalo, fanola |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |