Teny iditra | fijejojejoana (jejojejo (jejo)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Wanton or lewd conduct [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | La dissipation [1.3, 1.8] | |
La légèreté, la luxure [1.3] | ||
Ohatra | ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |