Teny iditra | fitenim-paritany | |
Singan-teny | fiteny ; faritany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1] | |
Ohatra | mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy.
[2.285] | |
Voambolana | Haiteny | |
Tsipelina hafa | fitenim-paritra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |