Teny iditra | gamela | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana tavy fasiana rano fa lehibe ny vavany ary misy tahony fivimbinana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A tub, a bucket [1.2] | |
A pail, a bucket [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Gamelle, seau [1.8] | |
Ny fihaviany | Frantsay: gamelle. | |
Teny iditra | gamela | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (peut-être du français « gamelle » ?) Riz mal décortiqué contenant encore beaucoup de grains de paddy ( akotry). [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |