Teny iditra | hidin-drano | |
Singan-teny | hidy ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vanne [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Tsipelina hafa | hidirano | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |