Teny iditra | mangarina (harina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Manery fary [1.78] | ||||||||
Manolana (fary) hanaovana siramamy [1.1] | |||||||||
[Betsimisaraka] Mitoto fary hanaovana betsabetsa [1.1] | |||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mangarìna (harina) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarina | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mangarina, mangirana, ramangina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |