Teny iditra | matesa anie aho alohanao | |
Singan-teny | matesa ; anie ; aho ; aloha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanaon' ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavany ny zanany na izay zaza tiany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Litéralement: que je meure avant vous; figuré: vivez longtemps [1.3] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |