Teny iditra | mibabarà (babarà) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [ mibaba ra ] Enti-milaza ratra mivoaka ra be dia be [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ mibaba ra ] To bleed profusely, to let blood flow. Same as mandeha ra [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Saigner abondamment [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | mandeha ra | |
Fivaditsoratra | bambaray, mibabarà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |