Teny iditra |
mibararàka
(bararaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To vomit violently [1.2]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibararàka |
Ny lasa : |
nibararàka |
Ny hoavy : |
hibararàka |
|
|
Teny iditra |
mibararàka
(bararaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifantsitsitra be [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To gush forth violently, to flow out. [1.2]
|
|