Teny iditra | mihandrohandro (handrohandro) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mihandrohandro, mihondrahondra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |