Teny iditra | mivoraka (voraka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1] | ||||||
[Bezanozano] [ mivôraka ] Matavy [1.78] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mavoraky, mivoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |