Teny iditra |
mpanampy
(ampy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
|
| Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Auxiliaire [1.13]
|
Ohatra |
1 | kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
[2.643]
|
2 | Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra.
[2.114]
|
|
|
Teny iditra |
mpanampy
(ampy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Auxiliaire [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
mpanampy mahay roa |
|