Teny iditra | sai-dany | |
Singan-teny | saika ; lany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vary tondrahana rony ary hanina haingana sy an-kisesy [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Fivaditsoratra | andiasy, asidina, disaina, sai-dany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |