Teny iditra saika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakana rano amin' ny zinga na siny izay [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra saika
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Kely foana no tsy...: Saika nianjera [...]
Mitovy hevitra: kasa
¶ Manam-pikasana: Saika handeha aho [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   almost [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   presque [Hallanger 1974]
Ohatra   Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [Andraina: I Vola]
Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [Andraina: Mitaraina]
Fitovian-keviteny   saiky

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10