Teny iditra | salisaly (saly) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [1.1] | ||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | saly | ||||||
Fivaditsoratra | lasilasy, salisaly, silasila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |