Teny iditra | tsaho | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny:
Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] | ||||||||||||
Ohatra | Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | hatso, tsaho, tsoha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |