Teny iditra | varangan-kena | |
Singan-teny | varanga ; hena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Tsipelina hafa | varanga | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |