Teny iditra |
voafina
(afina)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.10]
|
| [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Concealed, hidden Buried, in speaking of a deceased sovereign [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Caché, recelé, tu [1.3]
|
Ohatra |
1 | Naseho miharihary tsy voafina intsony.
[2.643]
|
2 | ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy
[2.996]
|
3 | Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah.
[2.996]
|
4 | izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny.
[2.5]
|
5 | izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny.
[2.5]
|
|
Haiendriteny |
Ny lasa : |
voafina,
voafiko,
voafinao,
voafiny,
voafintsika,
voafinay,
voafinareo,
voafin',
voafin-,
voafim-,
voafi- |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
voafina
(fina)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb. [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
voafina
(fina)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Pressed close by the hands, held fast [1.2]
|
|