Teny iditra | voalavofotsy | |
Singan-teny | voalavo ; fotsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina ( voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ voalavo fotsy ] Rat blanc [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |