Teny iditra | voatavontay | |
Singan-teny | voatavo ; tay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier. Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac). [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Fivaditsoratra | vatovatoina, voatavontay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |